Главная | Содержание | Генеалогическая классификация | Географическое распространение | Алфавитный указатель |
Ny zàza-kély sy ny fanànim-pìtolóha. Nandéha, hóno, ity ízy télo mlánaka nankány ány ny ráno lálina, fany zàza-kély kósa, hóno, napétrany téo amòron-dráno. Dia niántso ny bíby, hóno, ny záza ka nanáo hoe: «Izáho natérin’ ikáky sy inény ho háninaréo». Dia niántso kósa ny fanànimpìtolóha hoe: «Zának’ íza itý amórondráno itý?» Dia hoy indráy, hóno, ny zàza-kély: «Izáho naterin’ ikáky sy inény ho háninaréo». Dia hoy indráy ny zàza-kély: «Ampitáo áho, ry bíby áto anáti-ráno». Dia nampitáin’ ny bíby ho ény an-dáfy atsinánana ízy.
Aa, Bb, Dd, Ee, Ff, Gg, Hh, Ii, Kk, Ll, Mm, Nn, Oo, Pp, Rr, Ss, Tt, Tr tr, Ts ts, Vv, Yy, Zz.
Над гласными употребляются диакритические знаки (`) и (´): à, á, è, é, ì, í, ò, ó, ỳ, ý. Часто встречаются двубуквенные изображения звуков: tr, ts. В алфавите отсутствуют буквы c, j, q, u, w, x.
Мальгашский язык распространен на островах Мадагаскар и Реюньон; на нем говорит около 5 млн. человек.
Принадлежит к индонезийской группе малайско-полинезийских языков.
Главная | Содержание | Языки народов Африки |